Wiki homepage for the Malagasy Lingua project. 1. * Zo: aza kivy ry zareo mandika teny na dia tena sarotra tokoa aza ny manao azy. Azo atao anie ny manazava kokoa ny teny rehefa azo izy tiany lazaina e! Ezahintsika hatrany ny mamoaka lahatsoratra iray isan'andro hitazonana ny mpamaky farafaharatsiny. Ny ahy ny fanaoko mba hitsinjovana izay vaovao hivoaka ao amin'ny faritra mavo(ireo lahatsoratra roa toy ny matoandahatsoratra) mijery ireo vao nosoratana eny ambanimbany eny ka mahaliana ahy. Matetika aho no voasariky ny tany tatsinanana ka sao manjary mitongilana be ny famoaham-baovao. Dia mazotoa daholo fa vitantsika io e! 2. * Lova: Andika: 3. * Hery 1. * Jonnyrafa mandika:
| Attributes | Values |
|---|---|
| rdfs:label |
|
| rdfs:comment |
|
| dcterms:subject | |
| abstract |
|